Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina
Rohy mankany @ peji'ny VALIHAN'I JEHOVAH
Sampana Antoko Mpihira Valihan'i Jehovah
Manitra Andriaharifara (Nov 2000)

1. Fiandohana
Hetaheta nitsiry tao anatin地y FKMSM(Fiangonana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina) no niandohan地y Tanoran地y Fiangonana eto Soisa sy ny manodidina. Tsapa fa nitombo hatrany ny isan地y Tanora tonga nandrato fianarana teto Soisa, ary tonga hatrany amin地y fivorian地y Fiangonana indray mandeha isam-bolana izay mifandimbidimby 鏑ausanne� sy 敵en钁e�. Nanome alalana ny Komity ny hananganana izany tanora izany ao anatin地y Fiangonana izay nankininy tamin棚 Manitra ANDRIAHARIFARA ny fananganana azy, ary tamin地y 27 Mars 1994 ny Tanoran地y Fiangonana eto Soisa sy ny manodidina no nihaona voalohany sy nianatra hira voalohany. Tamin段zany dia mbola tany antokan-trano no nihaona satria mbola tsy nisy efitrano azo anaovana izany. Noho ny maha-zanaky ny Fiangonana FKMSM azy dia mbola KTSM (Kristiana Tanora eto Soisa sy ny Manodidina) no anarana nentiny. Maro dia maro ny zatovo namaly ny antso tamin段zay ary nahatratra tany amin地y 30 tany ho any ny isany.
2. Fandrosoana
Efa taona maromaro izy izao no niforona ka nitombo sy nivelatra ny zavatra ataony. Tamin地y volohany dia eo anivon地y Fiangonana no niforonany ary mbola tsy afa-miala amin段zany ny KTSM. Manana anjara lehibe izy eo anivon地y FKMSM ny amin地y fanentanana ny tanora malagasy hanantona an但ndriamanitra ary indrindra ny amin地y fitoriana ny tenin但ndriamanitra amin地y alalan地y hira, vavaka, teny sns�
Ny fitoriana sy ny fijoroana amin地y maha-miaramilan棚 Kristy mantsy tsy vitan地y mihira any ampiangonana ihany fa ny fahasahiana mijoro vavolombelona eo anivon地y fiaraha-monina. Amin段zao fotoana izao dia efa fantam-poko fatam-pirenena eto Soisa ny Valihan地y Jehovah noho izany fijoroany izany hany ka asain段reo fiangonana vahiny (vazaha) etsy sy aroa hitory sy hijoro amin段zany fampielezana ny tenin但ndriamanitra izany. Na eo aza anefa izany zavatra izany dia tsy azo hadinoina fa Malagasy ny ankamaroan段zy ireo, ary tsy hanadino velively ny tanindrazana mamy izay nipoirany dia I Madagasikara izany, ka izany indrindra koa ankoatry ny raharaha masina no anehoan地y fikambanana an段reo vahiny aty Soisa ny maha-mamy an棚 Gasikara ka anisan地y antony anaovan段zy ireo dihy sy hira amin地y kolitiora Malagasy (vako-drazana).
3. Jobily faha-5 taona
Nankalaza ny faha-5 taonan地y niforonany ny KTSM tamin地y taona 1999. Maro ny hetaheta isan-karazany hanomanana izany fety izany.
3.1 Anarana
Tapaka fa homena anarana ny KTSM satria efa 5 taona izy no niforona ka tokony mitondra anarana izay hoentiny etsy sy eroa. Nisy anarana maromaro no voatonona ka ny 天ALIHAN誰Y JEHOVAH� no lany tamin段zany.
3.2 Logo
Tapaka koa fa mba tokony hanana ny 鏑OGO� ny fikambanana ho entiny ho ravak段zany anarana izany.
V -> Valiha : 的nstrument � corde� Malagasy.
J -> Jehovah : na koa hoe Andriamanitra.
4. Ireo birao nifandimby
|
2010->2011: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Vaomieran'ny hira: Vaomieran'ny finoana: |
Honitra RANDRIAMPARANY Toky RABEMANATSOA Felana RASOLONDRAIBE Holy ANDRIAMASY Antsa, Liva, Tokybr> Felana, Mamy, Ravaka |
|
2009->2010: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: Vako-drazana: |
Liva TEHINDRAZANARIVELO Liria RAHAINGONJATOVO Holly SALOMON Honitra RANDRIAMPARANY Liva T. Ravaka EDAFE. / Liria RAHAINGONJATOVO |
|
2008->2009: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: Vako-drazana: |
Liva TEHINDRAZANARIVELO Lee RANOTAHINJANAHARY Holly SALOMON Honitra RANDRIAMPARANY Liva T. Ravaka EDAFE. / Liria RAHAINGONJATOVO |
|
2007->2008: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: Vako-drazana: |
Mamy
AIMANANTSOA Ravaka EDAFE Jemima RAZANADAHY Nadia RAMANITRAHARIMANANA Liva T. Miora SOLOFONIRINA |
|
2006->2007: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: Vako-drazana: |
Ravaka EDAFE Manitra RANDRIAMIADAMANANA Mahery sy Mich鑞e Tiana ANDRIAMIANDRISOA sy HOLY RANIVOHARINDRANO Liva T. |
|
2004->2005: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: Vako-drazana: |
Ravaka
EDAFE Liria RAHAINGONJATOVO Mahery sy Mich鑞e Holly SALOMON / Tiana ANDRIAMIANDRISOA Liva T. & Antsa RANDIMBISON Ravaka E. / Lanja RASOLONDRAIBE |
|
2003->2004: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: Vako-drazana: |
Felana
RASOLONDRAIBE Rabemanantsoa Haingo ANDRIANAIVOARIVONY Mahery sy Mich鑞e Tiana ANDRIAMIANDRISOA Liva T. & Antsa RANDIMBISON Lanja RASOLONDRAIBE |
|
2002->2003: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: Vako-drazana: |
Zanatahina
RASOLONDRAIBE Haingo RANDRIANASOLO Dina ANDRIAMAHADY Liria RAHAINGONJATOVO Liva T. & Antsa RANDIMBISON Lanja RASOLONDRAIBE |
|
2001->2002 (Juil-Dec): |
|
| Filoha : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: Mpanolontsaina: |
Vero
RANDRIANASOLO Dina ANDRIAMAHADY Mamy AIMANANTSOA Manitra & Liva Toky RABEMANATSOA, Ravaka VONJINIRINA, Felana RABEMANANTSOA |
|
2001->2002 (Jan-Juin): |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: Mpanolontsaina: |
Toky
RABEMANATSOA Vero RANDRIANASOLO Dina ANDRIAMAHADY Mamy AIMANANTSOA Manitra & Liva Vero RANDRIANASOLO, Ravaka VONJINIRINA, Felana RABEMANANTSOA |
|
2000->2001: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: Vako-drazana: |
Fabio EDAFE Vero RANDRIANASOLO Haingo RANDRIANASOLO Donn馥 RABE Manitra ANDRIAHARIFARA & Liva T. Lanja RASOLONDRAIBE |
|
1999->2000: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: |
Fabio EDAFE Lanja RASOLONDRAIBE Haingo RANDRIANASOLO Ambinintsoa RANDRIANARIJAONA Manitra ANDRIAHARIFARA & Liva T. |
|
1998->1999: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: |
Toky
RABEMANANTSOA Lanja RASOLONDRAIBE Haingo RANDRIANASOLO Ambinintsoa RANDRIANARIJAONA Manitra ANDRIAHARIFARA & Liva T. |
|
1997->1998: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: |
Toky
RABEMANANTSOA Felana RASOLONDRAIBE Fabio EDAFE Mamy AIMANANTSOA Manitra & Liva |
|
1996->1997: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: |
Manitra
ANDRIAHARIFARA Rano VOLOLONTSOA Fabio EDAFE Liva T. Manitra ANDRIAHARIFARA & Liva T. |
|
1994->1996: |
|
| Filoha : Filoha lefitra : Mpitantsoratra : Mpitam-bola : Mpiandraikitra hira: |
Manitra
ANDRIAHARIFARA Rano VOLOLONTSOA Tiana RAMBOANDRATRIMO Anjara RAZAKANDISA Manitra ANDRIAHARIFARA |
Misaotra an'i Manitra ANDRIAHARIFARA nanatontosa ity pejy ity ゥ.
Rohy mankany @ pejin'ny VALIHAN'I JEHOVAH