Fiangonana Kristiana Malagasy eto Suisse sy ny Manodidina
Sahirana ianao amin'ny fitadiavana asa ? Marary ianao
nefa tsy sahy mamonjy hopitaly satria efa lany ny taratasy fipetrahana eto Suisse ? Mila torohevitra
ianao amin'ny fampiarahana ny fianarana sy ny asa ? Manorata amin'ny sosialy@fkmsm.ch sao misy azo anampiana anao, araky ny fiteny hoe: 'Ny entan-jaraina mora zaka'.
Rohy mety mahasoa raha mipetraka any Genève:
Fanomezana sakafo maimaim-poana:
Fanomezana sakafo sy trano atoriana:
Fifanampiana sosialy
Fitsaboana:
Planning familial:
Fikambanana manome fanampiana hafa:
Rohy mety mahasoa raha mipetraka any Lausanne:
Fanampiana "aide juridique" maimaim-poana:
Fitadiavana asa (cantons romands fa tsy Lausanne fotsiny):
Planning familial:
Fanampiana ara-tsakafo (tanàna maro eto Suisse)
Miangavy koa ireo izay mahalala adiresy hafa mba hanoratra amin'ny sosialy@fkmsm.ch.