Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina
Noho ny fanirian'ireo mpikambana vitsivitsy mba hisian'ny fiaraha-mivavaka isaky ny alahady dia natsangana ny vondrom-bavaka na Cellule de prière.
Fotoana: Isaky ny Alahady faharoa ny volana
Ora: 3 ora - 4 ora
Toerana:Eglise de Sévelin Lausanne
Marihina eto fa mandray an-tanan-droa ireo fianakaviana maniry ny hanaovana ny fotoam-bavaka any an-tokantranony ny Vaomieran'ny Finoana. Tsy midika anefa izany fa voatery izy no mitarika ny fotoana.
Fisoratana anarana hanaovana ny
fitaom-bavaka
any an-tokantranony
Fangatahana vavaka
Misy fiarahana miala hetaheta ao aorian'ny fotoam-bavaka
Copyright © 2006 web master FKMSM