Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina

Accueil Remonter Sosialy Fanasina Sekoly Alahady ValihaJ Vaomiera Finoana

Fanasina

Rohy mankany @ Sampana Vehivavy: "Fanasina"

 

 

1. Fiandohana

 

Nous, les femmes de la communauté chrétienne malgache en Suisse et environs, sommes heureuses de vous annoncer la création du groupe « FANASINA » au sein de notre communauté.

 Ce groupe a pour ambition de rassembler toutes les femmes qui partagent ses objectifs, sans distinction de race ou de confession.

Le culte inaugural fut célébré le 3 novembre 2002 à 15h00, à la: 

                                                            Paroisse d’Ecublens
                                                            1, place Motty
                                                            1024 Ecublens / Lausanne.

 

Tafatsangana ato amin'ny FKMSM ny  sampana Vehivavy « FANASINA » nohon’ny fahasoavan’Andriamanitra.

Nofidina ny Alahady 3 Novambra 2002 ho andro fanokanana ny fijoroan’izany sampana izany.

Tao amin'ny Paroisse d’Ecublens/ 1, place Motty/ 4 Ecublens / Lausanne no nanaovana ny fanokanana.

 

Marihina fa misokatra ho an’ny vehivavy tsy an-kanavaka ny sampana , koa raha misy faniriana ny ho mpikambana dia raisina an.-tanandroa.

 Dia manao veloma anareo amin’ny anaran’i Jesoa Tompotsika.

 

Ity ny adiresy ahazahoana mifanakalo hevitra aminay: fanasina@yahoo.fr

 

2. Iza izahay ?

 

Anarana :                FANASINA

 

Birao 2004 :

Filoha :
Mpitantsoratra :
Mpitam-bola :
Rtoa Elisa RAMANIRAKA
Rtoakely Volana RAJAONARIVONY
Rtoa Monique RAZANAME

 

Birao 2003 :

Filoha :
Filoha lefitra :
Mpitantsoratra :
Mpitam-bola :
Rtoa Ravaka EDAFE
Rtoa Lala RANDRIAMIHARISOA
Rtoa Haingo ANDRIANAIVOARIVONY
Rtoa Elisa RAMANIRAKA

 

Tanjona :

Fifanampiana
Fifanakalozana
Eto Soisa sy any M/kar
Entraides
Echanges
En suisse et à Madagascar

 

planning de l’année:

rendez-vous du mois:

Liens:

 

 

Remonter Sosialy Fanasina Sekoly Alahady ValihaJ Vaomiera Finoana

Copyright © 2006 web master FKMSM