Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina

Remonter Janoary 2003 Febroary 2003 Marsa 2003 Aprily 2003 May 2003 Jona 2003 Jolay 2003 Aogositra 2003 Septambra 2003 Oktobra 2003 Novambra 2003 Desambra 2003

 

Vaovao JOLAY 2003


 

1) Misaotra an'i Atoa Toky Rabemanantsoa tamin' ny fitarihana ny fotoam-pivavahana ary koa an'i Rtoa Charline Ramiarisoa izay nitondra
ny tenin'Andriamanitra ho antsika. Misaotra koa an'i Pastera Arintsoa Zafindrika izay nampandray.

2) Ny rakitra tamin'ny fiaraha-mivavaka iraisampinoana (21 jona)  tany Meyrin/Genève dia nozaraina efatra  ka nahazo 139.30 CHF miampy 25.12 Euros aby ny fiangonana  Advantista, FJKM, FKMSM ary Katolika.

3) Natao toa aorianan'ny filazan-draharaha ny fiarahabana sy firariantsoa an'i Holy sy Marcel Salomon izay nahazo zazavavy.

4) Nanampan-kevitra ny komity fa hanome fahatsiarovana an'i Pastera Rabemanantsoa Noël mivady izay mankalaza ny jaobily faha-40 taona ny maha-mpitandrina azy amin'ny 26 jolay any Madagascar.

5) Ny fivorian'ny Valihan'ny Jehovah manaraka dia amin'ny asabotsy hariva 2 aogaositra ao Servette.

 

Remonter Janoary 2003 Febroary 2003 Marsa 2003 Aprily 2003 May 2003 Jona 2003 Jolay 2003 Aogositra 2003 Septambra 2003 Oktobra 2003 Novambra 2003 Desambra 2003