Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina

Remonter Janoary 2003 Febroary 2003 Marsa 2003 Aprily 2003 May 2003 Jona 2003 Jolay 2003 Aogositra 2003 Septambra 2003 Oktobra 2003 Novambra 2003 Desambra 2003

 

Vaovao JANOARY 2003



1) Misaotra an'i Manitra Andriaharifara nikarakara ny fotoana. Izy raha teo no nanao ny toriteny. Fotoana sarobidy ho an'i Manitra sy Vero ny fotoana anio satria hifindra monina any Canada izy mivady ka androany ny alahady farany iharahany amintsika. Mirary soa sy fahombiazana ho azy ireo ny FKMSM amin'ny fiainana vaovao miandry azy any Montreal.

2) Projets dimy any Madagasikara no tohanan'ny FKMSM tamin'iny taona lasa iny ary izao voalohan'ny taona izao Ireto avy izany:
 

Fanorenana sy fanamboarana fiangonana :
 
a) FLM Andranovelona.

 b) FJKM Zoara Ambohipo

c) Aumonerie Befelatanana

450.- CHF

450.- CHF

100.- CHF

Vatsimpianarana :
 
d) Mpianatra 10 ao amin'ny kolejyteolojika ao Ambatofinandrahana 1000.- CHF

Fitaizana zaza kamboty :
 
e) Masera any Befandriana Sud 1000.- CHF

 

Remonter Janoary 2003 Febroary 2003 Marsa 2003 Aprily 2003 May 2003 Jona 2003 Jolay 2003 Aogositra 2003 Septambra 2003 Oktobra 2003 Novambra 2003 Desambra 2003