Toeram-pivavahana

 

Version Française

Accueil
Voa tsara nafafy
Toeram-pivavahana
Vaovao Isam-bolana
Fotoana manaraka
Komity
Sampana @ FKMSM
Tetik'asa
Tantara
Fitsipika
Sary
Sary mihetsika
Rohy

 

Avenue Wendt 55, 1203 GENEVE
 

Place du Motty 1, 1024 ECUBLENS
 


Toro-làlana makany amin'ny Paroisse de Servette:

Manaraka Autoroute makany Genève
Mivaoka Route du Lac
Alohan'ny handalovana eo amin'ny OMC, mandray présélection ankavanana makany amin'ny Palais des nations
Eo amin'ilay sampanana (misy seza tapaka), mivila any ankavia
Manohy mahintsy foana ambara-mpahitana paositry ny polisy (ilany ankavanana)
Tonga eo amin'ny fiangonana fa mila mitady toerana hijanonan'ny fiara.


Toro-làlana makany amin'ny Paroisse d'Ecublens:

Manaraka Autoroute Lausanne-Sud
Mivaoka St-Sulpice/Ecublens/Université
Araho ny route du lac (makany Genève) izay mandalo ny université sy ny EPFL
Eo amin'ny sampanana [St-Sulpice miakavia, Ecublens miakavanana, Genève mahitsy], mihodina mankany ankavanana (Ecublens)
Rehefa afaka sahabo 900m, raiso ny lalana miakatra eo ankavia misy manondro hoe "Motty"
Any am-tampon'ilay fiakarana (misy sampanana) mihodina ankavanana
Mandroso 500m dia tonga (misy toerana azo hametrahana fiara eo amin'ny manodidina)

 

 

 

  Version Française